Miarahaba amim-pitiavana ireo mpitarika ny misiôna vaovao izay nantsoina hanompo ao amin’ny Vondromparitra Afrika Atsimo. Maneho fankasitrahana amim-kitsimpo ihany koa izahay amin’ireo mpitarika vao nisaorana noho ny asa fanompoana feno fahatokiana natolotr’izy ireo sy ny fiantraikany maharitra nentin’izy ireo.